Teny iditra mampiharihary (harihary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay mettre n'en évidence, rendre manifeste, rendre évident, convaincre [Abinal 1888]
Endriteny 
mampiharihary
nampiharihary
hampiharihary
Ohatra Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy [Baiboly: 29:003:009/Isaia 3:9..]

2013/04/16