Teny iditra (1/4) | 1 haro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro 4 [1.13] fitambarana taharo roa na maromaro 5 [1.78] [Taisaka] fifangaroana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] 7 [1.7] a mixture |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] mélange 9 [1.13] complexe, mélange, composition |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 15 fangaro, laro |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 21 haro |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.82] [Taisaka]
corbeille |
Teny iditra (3/4) | 24 haro |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Taisaka]
fihadiana |
Teny iditra (4/4) | 27 haro |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.78] [Tanosy]
alina |
Fivaditsoratra | 30 haro, hora, raho, roha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |