|
|
|
|

Teny iditra 1  miharo
Fototeny  2 haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [Antesaka] mifangaro [1.78]
5 miray, mikambana [1.78]
6 Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be in a mixed state, to be in a mingled state. [1.2]
8 to be together, to be mixed together (of things) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être ensemble, être mélangé (se dit des choses) [1.8]
Ohatra  10  Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470#151]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  mifadiditra, 16  mifamaho, 17  mifamahofaho, 18  mifampidipiditra, 19  mifangaro, 20  mifanjevo, 21  mifanosona, 22  miharovoraka, 23  mikambana, 24  mikoro, 25  milaro, 26  mitambatra, 27  tsaporetika
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how miharo
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 hamory, 31 mahory, 32 mariho, miharo

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07