Teny iditra haron-doa-body (harona, loaka, vody)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay Une femme qui ne prend pas soin de son ménage c' est panier percé [Veyrières 1913]
 (littéralement et figuré) panier percé [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31