Teny iditra haron-doa-body
Singan-teny harona ; loa-body
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (littéralement et figuré) panier percé [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20