Teny iditra | 1 hasin' Andriana |
Singan-teny | 2 hasina, andriana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka |
Ohatra |
5 Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. [2.508#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |