Teny iditra | 1 hasin-jaza |
Singan-teny | 2 hasina, zaza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
vola aterina amin'ny famoran-jaza 5 [1.1] ny vola nomena ny zaza nalam-bolo voalohany na natao hasoavana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] [zaza, a child.] money presented to a child on certain occasions, such as at the time of circumcision, or cutting the first hair, etc. 7 [1.7] a gift to a boy at circumcision |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] cadeau offert à la circoncision |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |