Teny iditra hatezana (teza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra maharitra, ela vao simba na rovitra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra hateza

Teny iditra hatezana (teza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zato taona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fahatezana

2010/05/16