Teny iditra |
mihaza
(haza)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To hunt, to chase. [1.2]
|
| To go hunting; to search for [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aller à la chasse [1.8]
|
Ohatra | ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany.
[2.471]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihaza |
Ny lasa : |
nihaza |
Ny hoavy : |
hihaza |
Filaza mandidy : |
mihazà |
|
|
Teny iditra |
mihazà
(haza)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaza
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|