Teny iditra | 1 haza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot 5 [1.7] something gotten by hunting or fishing, game |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.19] [Tankarana]
pêche au filet ; chasse. 7 [1.8] butin de la chasse, produit de la pêche |
Ohatra |
8 Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436#] 9 nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293#] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 15 remby, toha |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny haza io |
Lahatsoratra |
19 Randzavola: haza ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 20 haza, zaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |