|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hazava
Fototeny  2  zava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] zava
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#870] L'état de ce qui est clair, net
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Teny iditra (2/3)8  hazavà
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Bara] tokotany

Teny iditra (3/3)11  hazava
Fototeny  12  zava
Sokajin-teny  13  ny ho avin' ny mpamaritra mazava
Ohatra  14  Aoka hazava tsara anefa. [2.285#]
15  Aoka hazava ny teninao, hoy ny lehilahy iray, nisolo vava ny vahoaka. [2.643#]

Fivaditsoratra  16  havaza, havazà, hazavà, hazava, vazaha, zahava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08