Teny iditra hazofotsinanahary (hazo, fotsy, nanahary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] an herb, the leaves of which are used for stomach disorders. The flocculent hairs from the leaves are used as tinder. Senecio cochlearifolius, bojer. Same as fotsinanahary and kitongotsorana [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Senecio cochlearifolius
Mpitovy hevitra fotsinanahary ~ kitongotsorana
Ohatra Ny hazofotsinanahary: odi-fanefitra ny nendra: ny tahony atao an'tanana, atao am-bozona, atao an-doha, ary ny raviny totoina sotroina, dia fanefitra ny nendra izany misakana azy tsy ho avy [Callet: Tantara, takila 929]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31