|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hazolahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] lanonam-paty
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.82] [Taisaka] fêtes mortuaires
5  [1.13] fête funéraire
Voambolana  6  Fivavahana, finoana

Teny iditra (2/3)7  hazolahy
Singan-teny  8  hazo, lahy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Tanala] karazan'amponga (amponga tapaka )
11  [1.78] [Taisaka, Tanosy] amponga
12  [1.1] Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy
13  [1.1] [Betsileo] Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] a tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe.
15  [1.7] a drum
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] Tambour fait avec un tronc d'arbre creusé
17  [1.82] [Taisaka] tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies
18  [1.8] tambour
19  [1.196] grand tambour que l'on battait pour le rassemblement des guerriers
20  [1.13] tam-tam
Voambolana  21  Feon-kira: zavamaneno
Mpanahaka  22  amponga, detra, langoroany
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (3/3)150  hazolahy
Singan-teny  151  hazo, lahy
Sokajin-teny  152  anarana
Fanazavàna teny frantsay  153  [1.196] (« bois mâle », à ne pas confondre avec hazo-lahy, hazo). Carissa madagascariensis Thouars et Carissa edulis var. microphylla Pichon.(Apocynaceae) Petits arbres à bois dur, très dense, d'un beau rouge orangé, utilisé en tabletterie et marqueterie. Fruits comestibles. On donne ce nom à Cabucala striolata Pichon, également de la famille des Apocynaceae mais dont le fruit n'est pas comestible. Cette dernière espèce est riche en alcaloïdes alors que les deux premières n'en renferment pas. [Bezanozano]
154  [Betsimisaraka]
Voambolana  155  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02