|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hazolava
Singan-teny  2  hazo, lava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] fiandrasam-paty
5  [1.78] [Bara] hatairana
6  [1.78] [Tanosy] vonjy loza (haintrano, dorotanety, ets)
7  [1.1] Antso fanao raha misy fahatairana lehibe, toy ny fahatongavan' ny fahavalo, fanamian' ny jiolahy
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.196] on criait hazolava, nom ancien des épieux, pour mettre en garde contre l'attaque des pillards, des voleurs de boeufs
Ohatra  9  Kanjo rahefa sahabo ho indray mahamasa-bary dia injany akoralava : "hazolava e! [2.643#]

Teny iditra (2/4)10  hazolava
Singan-teny  11  hazo, lava
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [2.612] appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis
14  [1.196] (saka., mahafaly, tandr.) (de hazo : bois ou autre matière dure et lava : longue, allongée ; nom donné à la colonne vertébrale ; la décoction très amère de cet arbre est administrée contre les douleurs de la colonne vertébrale). Neobeguea mahafaliensis J.F. Leroy (Meliaceae). Composition chimique encore inconnue.
Voambolana  15  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)17  hazolava
Singan-teny  18  hazo, lava
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.196] [Mahafaly] (ici ce cri d'alerte doit mettre en garde contre la toxicité de la plante). Adenia sphaerocarpa Claverie (Passifloraceae). Liane à grosse tige renflée et charnue à la base, ornée d'excroissances disgracieuses. Elle renferme des substances cyanogènes très toxiques.
Voambolana  21  Haizavamaniry
Tovy hevitra  22  andy, bemahova, fipy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)24  Hazolava
Singan-teny  25  hazo, lava, hazo, lava
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  27  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  28  hazolava, Hazolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08