Teny iditra (1/2) | 1 hazoto |
Fototeny | 2 zoto |
Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe mazoto |
Ohatra |
4 hazoto hianatra aho amin' ny sisa, hoy izy. [2.332#5] 5 Rahefa kamo, hono, izahay dia ho avy izy hanery anay hazoto. [2.643#36] |
Teny iditra (2/2) | 6 hazoto |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] (de hazo : arbre et to : véritable ; qui inspire la confiance). Oncostemum sp. (Primulaceae). Réf. Debray 139 et 480. Arbrisseau du sous-bois dans les lieux frais, dont les feuilles associées aux tiges feuillées d'Ophiocolea floribunda Perrier (Bignoniaceae), sert à préparer un remède calmant contre les névralgies des adultes et les états hypernerveux des enfants. Présence de saponine, de flavones, et de substances donnant les réactions des stéroïdes vérifiée par Debray. Voir aussi hazotoa. [Betsileo]
9 [Tanala] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |