Teny iditra (1/4) | 1 hehy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsiky mampiseho nify noho ny hafaliana, arahim-peo mafy tapatapaka, na mikarantsana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] a laugh, laughter |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le rire 6 [1.5] rire |
Ohatra |
7 Toran' ny hehy izy dia lasa nivoaka. [2.4#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny hehy io |
Teny iditra (2/4) | 32 hehy |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
34 [1.1] Fihohazana ny tany hiparitaka, na fanelezana voan-javatra efa voangona |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [1.2] the scratching of the ground by poultry, etc. see hohy. [mal. Kakas.] 36 [1.7] the act of scratching the ground |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.8] action de gratter la terre 38 [1.5] action de gratter la terre avec les pattes |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 43 hehy |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
45 [1.78] [Taisaka]
fihetsiketsiky ny hazo tsofin-drivotra |
Teny iditra (4/4) | 46 Hehy |
Sokajin-teny | 47 anarana (gazety) |
Voambolana |
48 Mpanonta printy, gazety |
Fivaditsoratra | 49 hehi, Hehy, hehy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |