Teny iditra (1/2) | 1 hendry |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] wise, prudent, intelligent |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#235, 1.8] intelligent, prudent, sage 6 [1.3] raisonnable, qui a du savoir-faire |
Ohatra |
7 Ho sambatra ianareo raha hendry aminy. [2.643#] 8 Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#] 9 Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332#] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny hendry io |
Teny iditra (2/2) | 25 hendry |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.1] Tily, tsikilo |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.3#235] action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |