Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hendry | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akory ity adala miara-monina Akory ity adala miara-monina amin' ny hendry. [2.558 #93] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu' est-ce que cet ignorant demeurant avec les sages! [2.165 #1646]
Qu'est-ce que cet insensé qui est avec les sages ! [2.415 #2058] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ambany saoky ny hendry. [2.415 #2942] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sous le menton des sages, on devient sage. [2.415 #2942] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | À fréquenter les sages, on devient sage. [2.415 #2942] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Andriamatoa no hendry ka Ifaralahy maditra no tian-dray sy reniny. [2.558 #233] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza hendry anatiny, tahaka ny samoina, ka raha mivoaka, afatotry ny sasany. [2.653 #385]
Aza hendry anatiny toa samoina, fa nony mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #450] Aza manao handry anatiny toa samoina, ka raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.165] Hendry anaty toa samoina fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #1308] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas sage à l' intérieur comme la chrysalide du ver à soie devenue papillon, et qui, une fois hors du cocon, se fait attraper. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza mamoky ny hendry. [2.415 #347] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne fermez pas les yeux aux sages en leur donnant une pâture. [2.415 #347] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne poussez pas les sages à la désobéissance et à la révolte. [2.415 #347] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Be feo mananatra, ka ny Be feo mananatra, ka ny ala-trano no mahazo aloha. [2.165 #1592] Be feo mananatra, ka ny any ala trano no hendry aloha. [2.415 #5596, 2.653 #746] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme à grosse voix qui gronde : les gens du dehors deviennent sages avant ceux de la maison. [2.415 #5596]
Quelqu' un admonestant en criant (chez lui): ce sont ceux qui passent dehors qui entendent les premiers. [2.165 #1592] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens bourrus qui ne savent rien arranger en famille. [2.415 #5596] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Hendry an-tranon' olona toa an-dRainitoazy. [2.558 #1309]
Hendry an-tranon' olona toa Rainitoazy. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui ne se conduit bien que chez les autres, comme Rainitoazy. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Hendry mahalala ny lavitra. [2.415 #6225] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le sage prévoit l' avenir. [2.415 #6225] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Hendry miady amin’ adala : Hendry miady amin' adala, ka havizanana no hita. [2.165 #331] Hendry miady amin' adala ka havizanana no vokany. [2.558] Miady amin' andevo, ka havizanana no hita. [2.165 #1555] Miady amin' ny adala, ka havizanana no hita. [1.3 #821] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui se dispute avec un imbécile, ne trouve que la honte et le déshoneur. [1.3 #821]
En se querellant avec un esclave, on ne récolte que de la honte. [2.165] Un homme sensé se disputant avec un imbécile: il ne récoltera que la honte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Hovalahy tsy hendry, ka zazahova vao Hovalahy tsy hendry ka zazahova vao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Hova qui ne se conduit pas bien : c' est quand il est esclave qu' il songe à se racheter. [2.415 #487]
Un Hova imprudent: il faut qu' il soit esclave (litt. enfant Hova), pour que la raison lui revienne. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le manque de prévoyance ; les hommes libres pouvaient devenir esclaves pour dettes ou à cause de certains délits. [2.415 #487]
Il s' agit d' un Hova qui ayant fait des dettes et n' ayant pu les payer, devient l' esclave de son créditeur. Ce proverbe était parfois employé par les esclaves contre les hommes libres, comme il y en avait d' autres employés par les hommes libres contre les esclaves. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Izay hendry no atao Rangahy. [2.165]
Izay hendry no atao Ingahy. [2.415 #1817, 2.653 #1179] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' âge ne suffit pas à imposer la vénération, il faut la sagesse. [2.415 #1817]
Ce sont les sages qu' on respecte. [2.165 #1935] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe servait à faire des admonestations : les insensés ont beau être âgés, ils ne sont pas gens vénérables. [2.415 #1817] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Izay hendry no Rangahy, fa ny adala, Ilailoza. [2.558 #1485] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Lehibe foana tsy hendry. [2.415 #2083] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Grand qui n' est que grand, mais peu sage. [2.415 #2083] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des enfants grands, mais pas intelligents. [2.415 #2083] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Mahazo voamena, Mahazo voamena, | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Malahelo mananatra ny mpanan-karena : hendry, ka tsy manan- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pauvre qui donne des conseils à un riche : il est sage quand il s' agit des autres, mais il n' a pas de sagesse pour lui ! [2.415 #6507] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Sage pour les autres, insensé pour soi-même. [2.415 #6507] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Manafatra ny hendry : ny anao tsy misy amelany, ary ny azy hanampy ny anao ; manafatra ny adala : ny anao amelany, ary ny azy tsy ataony. [2.415 #3404] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Confiez une mission à un homme sage : il n' omettra rien du vôtre et ajoutera du sien ; confiez-la à un sot : il n' a rien à mettre du sien et il retranchera du vôtre. [2.415 #3404] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Mioza ranomaso sahala amin' ny mpandova tsy hendry. [2.558 #2363] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Mpandova tsy mahay mitahiry : ho andevon' ny mpiasa hendry. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Mpantsaka mahay mikabary: handry ihany fa tsindrian' ny tavim-bilany. [2.165]
Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany, fa ambanin’ ny siny. [2.653] Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany fa ambanin' ny tany. [2.558 #2603] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un porteur d' eau grand discoureur: il parle bien mais sa tête est pressée par un têt de marmite (c. à. d. la cruche). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Mpitovo mananatra mpanambady : hendry, ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana. [1.1] Mpitovo mananatra ny manana, handry ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana : hendry, ka tsy manana ho an-tena. [2.653 #1991] Mpitovo mananatra ny mpanambady, ka handry tsy manan- Mpitovo mananatra ny mpanana : mahay ka tsy manan- | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny tanora tia manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola nitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Célibataire qui admoneste un homme marié : il est sage, mais pas pour lui-même ! [2.415 #6515]
Un jeune homme non marié donnant des conseils à un homme marié: il a de la sagesse (pour les autres), mais n' a pas de femme lui-même. [2.165] Un jeune homme (ou: un célibataire) qui donne des conseils à celui qui est marié: il s' y connaît sans être marié lui-même! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny an-drano reny no Ny an-drano reny no Ny an-drano reny no Ny an-trano reny no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont les enfants ayant leur mère au foyer qui se gourmandent réciproquement, et c' est l' orphelin qui en profite et est déjà sage. [2.415 #1038] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le soin que prenaient les orphelins pour se ménager les bonnes grâces. [2.415 #1038] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Ny fanajana ny ray aman-dreny manendrika ny zaza hendry. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le respect envers le père et la mère convient à l' enfant sage, et l' embellit. [2.415 #986] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Ny hevitra | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les pensées profondes du sage ne sont point comprises de celui qui a peu d' esprit. [2.415 #2103] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Ny mitohy fangoka adala, fa ny mandova toa hendry. [2.165 #1622, 2.415 #3181, 2.558 #3152] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ceux qui ramassent et ajoutent les uns aux autres les bouts non tissés des étoffes, sont sots ; mais ceux qui héritent, paraissent sages. [2.415 #3181]
Ceux qui ramassent, pour les ajouter les uns aux autres, les bouts non tissés que l' on enlève des étoffes, sont sots, mais ceux qui héritent paraissent intelligents. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ny ray hendry mahay mitondra zaza. [2.415 #888] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les pères sages savent conduire leurs enfants. [2.415 #888] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ny taolana mahajamba ny alika, ny hena mahajamba ny adala, ny vola mahajamba ny hendry. [2.415 #2229] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un os aveugle un chien, un morceau de viande aveugle et passionne les sots, l' argent aveugle et passionne les gens sages. [2.415 #2229] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On est prêt à toutes les folies pour acquérir les richesses. [2.415 #2229] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Ny teny ratsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Ny tery toa adala ary ny malalaka toa hendry. [2.558 #3296] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Ny voa tsy hendry, ny azony adala. [2.415 #2045, 2.653 #2482] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est atteint par le malheur n' est pas sage, celui qui est saisi par l' adversité est un fou. [2.415 #2045] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ainsi jugeaient les Malgaches. [2.415 #2045] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Ny zaza hendry mahafaly ny rainy, ny zaza adala mampahory ny reniny. [2.415 #990] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L'enfant sage fait la joie de son père, l' enfant insensé fait la désolation de sa mère. [2.415 #990] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Raha adala loholona, adala vahoaka, raha hendry loholona, hendry vahoaka. [2.558 #3543]
Raha adala loholona, dia adala vahoaka. [2.165 #1638] Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanana. [2.653 #2633, 2.974 #277] Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanàna ; raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanàna. [2.415] Raha hendry loholona, dia handry vahoaka. [2.165] Raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanana. [2.653 #2652] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les dirigeants insensés font les peuples insensés. [2.974 #277]
Quand les chefs sont insensés, le peuple aussi est insensé ; quand les chefs sont sages, le peuple est sage et prospère dans la ville. [2.415 #306] Si les notables (ou les dirigeants) sont sages, le peuple l' est aussi. [2.165 #1639] Si les notables sont sots, le peuple l' est également. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Raha hendry vady renianaka, ny an' olona miditra ho an' ny tena, ny an' ny tena dia an' ny tena rahateo. [2.415 #1229] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand un homme a une épouse qui est mère de famille intelligente et sage, il acquiert des biens et les biens qu' il avait déjà il ne les perd pas. [2.415 #1229] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Celui qui est sage, acquiert des biens et ne perd pas ceux qu' il a amassés. [2.415 #1229] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Raha mananatra ny adala, aleony matory toy izay mba hihaino ; ary raha mananatra ny hendry, ny ao an-tsaina be, ny an' olona alainy koa. [2.415 #6525, 2.653 #2687] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on fait la leçon à un étourdi, il aime mieux dormir que d' écouter ; mais quand on fait la leçon à un sage, il a déjà bien des choses dans sa tête, et cependant il recueille encore ce qui lui vient des autres. [2.415 #6525] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Raha ny kapoka no mahahendry, dia ny omby no hendry aloha. [2.415 #6483, 2.165]
Raha ny kapoka no mahendry dia ny omby no tsy misy toa azy. [2.558 #3635] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si ce sont les coups qui rendent sage, c' est le bœuf qui est sage le premier. [2.165 #1606]
Si ce sont les coups qui rendent sage, le boeuf sera le premier à être sage. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Samy hendry ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont deux rusés et ils se tromperaient réciproquement ! [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de deux rusés ; ou bien un rusé le disait à un autre. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Zoma hianao tsy hendry, fa asabotsy vao fiharatra. [2.415]
Zoma no tsy nambinina ka asabotsy avy no ho kivy. [2.558 #5105] Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra. [1.10, 2.558 #5106, 2.653 #3788, 2.974 #240, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny olona izay tsy mahalala, na mihevitra, na tsy manararaotra ny fotoana ahazoany mihatsara, na misondrotra, na mahazo soa; ka efa lasa ilay fotoana mety vao mikarokaroka; (ny fiharatra dia hareza kely, ary ilazana an'ohatra ny olona fetsy sy maranitra). [1.10]
Manao zavatra tsy araka ny fotoanany avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Etre insensé le vendredi, et devenir un objet de risée le samedi. [2.974 #240]
Le vendredi vous n' êtes pas sage, et c' est le samedi que vous commencez à vous affiler. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est trop tard. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||