Teny iditra (1/2) | 1 manenjana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy Manohitra: Sahy nanenjana tamiko izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to stretch tight; to carry out discipline strictly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.13] raidir, tendre 6 [1.3] résister 7 [1.8] appliquer une discipline sévère 8 [1.13] baleiner |
Fototeny | 9 henjana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 manenjàna |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenjana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fototeny | 19 henjana |
Fivaditsoratra | 20 mananjeña, manenjàna, manenjana, namenjana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/24 |
![]() |