Teny iditra herokeroka (heroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangidiana izaitsizy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra heroka

Teny iditra herokeroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom de plusieurs plantes très amères. Le duplicatif : herokeroka s'emploie pour les plantes qui n'ont qu'une faible amertume ; par exemple la chicorée, Cichorium intybus L. (Asteraceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cichorium intybus

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/06