Teny iditra (1/3) | 1 hetraketraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.62#529] fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5#143] brutalité, vandalisme, méchanceté, arrogance |
Ohatra |
5 Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [2.471#60] 6 Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [2.508#257] |
Sampanteny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 12 Hetraketraka |
Singan-teny | 13 hetraketraka |
Sokajin-teny | 14 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Mpanoratra |
15 Andriamalala Emilson Daniel |
Mpanonta printy |
16 . Takila: 200 |
Teny iditra (3/3) | 17 Hetraketraka |
Singan-teny | 18 hetraketraka |
Sokajin-teny | 19 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Mpanoratra |
20 Rapatsalahy Paul |
Mpanonta printy |
21 |
Fivaditsoratra | 22 Hetraketraka, hetraketraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |