|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hetsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a hundred thousand
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] cent mille
Isam-pirenena  6  [3.1] 100000 ~ 100 000 ~ 100.000 ~ 100,000
Ohatra  7  Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [1.38]
8  Iray hetsy mahery no ankevitry ny olona matiny, hono. [1.437#]
9  Fanaovana ny steam engine: ary ny vola lany, iray hetsy. [2.366#]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Sampanteny 
11  Tambinteny :
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa
Lahatsoratra  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/2)14  hetsy
Sokajin-teny  15  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Bara]
Sampanteny 
17  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  18  hetsy, tsehi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21