|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] fefy
4  [1.1] Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana
Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a closure, a lock
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.5.mg#144] serrure
7  [1.8, 1.5.mg#144] fermeture
Ohatra  8  Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [2.470#]
9  Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny hidy io
Lahatsoratra  27  Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)28  hidy
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  [2.612] appellation botanique: Delonix leucantha
Voambolana  31  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  32  alamboronala, boy, fengoka

Teny iditra (3/3)33  hidy
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35  [1.78] [Taisaka] hidihidy
Voambolana  36  Fahasalamana

Fivaditsoratra  37  dihy, Dihy, hidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08