Teny iditra mahidy (hidy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [1.78]
 Mitsitsy tafahoatra; mahihitra
Mitovy hevitra: kafiry ~ kahidy ~ kahihitra ~ katity ~ kely hiratra ~ kely hoho ~ kely tanana ~ mafirana ~ mafy fonosana ~ mahihitra ~ makikitra ~ mamaky akotry ~ mandidy sofin' amalona ~ manjaitra atody ~ matsitsy ~ mihirim-belona ~ tiatia kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avare, parcimonieux [1.3]
Ohatra mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay [2.245]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20