|
|
|
|

Teny iditra1  hilana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Firehana na fitongilanana fa tsy mahitsy fijoro; fironatra amin' ny ilany iray fa tsy mitovy lanja
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.20] inclinaison
5  [1.13] déclinaison, devers
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny hilana io

Fivaditsoratra  14  ahilan, hailan, halain, halany, halina, hanila, hialan, hilana, lahina, nahila

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21