Teny iditra | 1 hinana |
Fototeny | 2 hana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.12] 6 [1.3] |
Ohatra |
7 ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 hanain, hanany, hanina, hañina, hinana, ihanan, nahany, nahina, nanahy, nihana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/25 |