Teny iditra | 1 hira masina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 hira, masina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy |
Ohatra |
5 [2.508#] na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina. |
Tovy hevitra | 6 hiram-piangonana |
Fivaditsoratra | 7 hira masina, isahiranam, misahiràna, misahirana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |