Teny iditra | hirangirana (hirana) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana ¶ Hirika na loaka idiran' ny fahazavana ¶ Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a glimmer of light [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | hirana | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |