Teny iditra tsy hita hirangirana (tsy, hita, hirana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy be dia be, tsy hita lany, tsy hita fara [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay completement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Une affaire inextricable : on ne voit rien à travers les fentes. Se disait aussi d' une foule compacte [Veyrières 1913]
Teny mitovy hevitra tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba

2017/07/21