Teny iditra (1/2) | 1 hita |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry? 4 Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very 5 Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina 6 Fantatra: Hitako ny hevitrao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 seen; found [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 vu, trouvé [1.3, 1.8] 9 découvert, inventé; su, connu, compris, deviné [1.3] |
Ohatra |
10 hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché) [1.3] 11 hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3] 12 hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3] 13 hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Teny iditra (2/2) | 26 hità |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 setroka [Tanosy]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 29 hita, hità, hita, hità |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/08 |