|
|
|
|

Teny iditra1  mpahita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#251] Celui qui trouve, qui invente, qui voit; un prophète
Ohatra  5  [2.445#] Nanjary be mpahita sy maro mpahalala.
6  [1.381#] Ny olona teraka eo dia olona manana tsindrimandry, mpahita nofy.
7  [2.245#] Nanjary tsy naman' ny mandry tsisy mpahita izy: manan-kavana ka mandry finaritra.
Fototeny  8  hita

Fivaditsoratra  9  hampita, hatampi, hatapim, mpahita, mpitaha, tapahim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21