|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hitikitika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fikasihana faritra sasany amin' ny tena ka mahatonga hihomehy sy hihetsika; kibokibo; fanaitairana ny saina mba hiteny na hanao (jereo kitikitika)
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] chatouillement, sollicitation. Comme kitikitika

Teny iditra (2/3)10  hitikitika
Sokajin-teny  11  anarana
Fototeny  12  hitika
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3#252] action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation
Ohatra  15  [2.69#] ary hotapahiko ny lohan-janakao, ka hahantoko eo am-bavahady hitaingenan' ny hitikitika.

Teny iditra (3/3)16  hitikitika
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, petit hibou, crécerelle. § hitsikìtsika.
Voambolana  19  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  20  hitikitiky

Fivaditsoratra  21  ahitikitik, hakitikiti, hitikitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10