Teny iditra | hodidino > hodidinina (hodidina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be surrounded; to be wrapped [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on entoure; qu'on enveloppe [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hodidinina io | ||||||||