|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  holamena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aretin-koditra mamaritra mena toy ny tandomerina, fa izy maharitra mamela holatra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] plaque rouge, indice de la lèpre
Ohatra  5  [2.996#3.13.19] ary misy fotsy mamontsina eo amin' ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin' ny mpisorona izy.
Voambolana  6  Fahasalamana
Singan-teny  7  holatra, mena
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny holamena io

Teny iditra (2/2)9  holamena
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (« champignon rouge »). Nom banal donné à de très nombreuses espèces. Les champignons lignicoles de couleur rouge ou rougeâtre sont les plus souvent proclamés vénéneux. Voir par exemple, Capitaine Rossi, Notes, Reconnaissances et Explorations 3 (18) : 786 (1898). L'un d'entre eux, au moins, Polyporus croceoleucus Pat. (Polyporaceae), très commun, n'a pas confirmé cette réputation aux essais toxicologiques. C'est donc une crainte superstitieuse dont l'origine ne nous est pas connue. [Betsimisaraka]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Singan-teny  13  holatra, mena
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15  anoleham, hamelona, haneloam, holamena, holemana, mahaleno, manoleha, Menaloha, menaloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13