|
|
|
|

Teny iditra1  homana (hana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio 4  Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io 5  Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8]
Ohatra  8  Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny homana io

Fivaditsoratra  23  homana, manoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25