Teny iditra (1/2) | 1 honahona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a swamp |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.13] marécage 6 [1.196] fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement |
Ohatra |
7 [2.588#] ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. 8 [1.381#] Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. |
Voambolana |
9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 10 hona |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 hona |
Mpanahaka | 13 heniheny, horaka, zetra |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny honahona io |
Teny iditra (2/2) | 15 honahona |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.196] Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 20 hahonona, hanohano, hanohona, honahona, nahohona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |