|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  honahona
Fototeny  2  hona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a swamp
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] marécage
7  [1.196] fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement
Ohatra  8  ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. [2.588#]
9  Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381#]
Voambolana  10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  hona
Mpanahaka  13  heniheny, horaka, zetra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny honahona io

Teny iditra (2/2)15  honahona
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.196] Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [Betsimisaraka]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  hahonona, hanohano, hanohona, honahona, nahohona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21