|
|
|
|

Teny iditra1  hontsam-bilia
Singan-teny  2  hontsana, vilia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] rano avy nanasana vilia
Mpanahaka  5  hozambilia, ranondolana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12