Teny iditra (1/4) | 1 horita |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 bourgeois [1.13] |
Teny iditra (2/4) | 5 horita |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay | 8 Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [Betsimisaraka] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/4) | 10 Horita |
Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Fanazavàna teny malagasy | 13 mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38] |
Fanazavàna teny anglisy | 14 Horites [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay | 15 Horites [2.996] |
Ohatra |
16 ary ny horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [2.996] |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17 Toko sy andininy momba Horita |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 19 horita, tariho |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27 |