|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  horovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10#H.287]
Fanazavàna teny frantsay  4  nom d'une espèce d'oiseau. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/3)7  horovy
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Karazam-bahy fanao ody tazo ny fakany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  Aristolochia acuminata Lam. (Aristolochiaceae). Liane commune dans l'Ouest, jouissant d'une grande réputation médicinale. On la vend jusque sur le marché de Tananarive. Racines très amères. Leur décoction est administrée surtout comme vermifuge. Mais, du fait de son amertume, on l'administre aussi dans les fièvres intermittentes. Elle est très riche en alcaloïdes et son emploi empirique n'est pas sans danger dans certains cas. Le jus exprimé des feuilles fraîches est, paraît-il, un bon remède contre les dyspepsies. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)14  horovy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Karazam-bahy fanao ody tazo ny fakany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  (parfois confondue avec la précédente, bien qu'elle n'ait pas du tout les mêmes propriétés). Thunbergia alata Bojer ex Sims (Acanthaceae). Liane à jolies fleurs jaunes au centre noir. On en faisait un odi-mosavin'olona : remède contre les sortilèges, antidote (Tantaran'ny Andriana, édition française, Tome 1 : 191 (1974). [Bezanozano, Merina, Sihanaka] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14