Teny iditra | 1 hosory |
Fototeny | 2 hosotra |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hosorana [Fitanisana] |
Ohatra |
4 [1.1] hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo 5 [2.472] Fafao tsara amin' ny voro-damba, dia hosory menaka. |
Fivaditsoratra | 6 hiroso, hosory, sorohi, sorohy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |