|
|
|
|

Teny iditra1  hotakotaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] a tumult, a disturbance
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] tumulte, agitation

Fivaditsoratra  11  haatokatok, hatokatoka, hotakotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29