Teny iditra Hyptis
Sokajin-teny anarana
 Hyptis pectinata : afolava, afolavalahy, kiafolava, kivoahazovoahazo, kivohazohazo, rombantsahona, rombatsahona, sangasanga, sangasanganandevolahy, sangasanganimarina, sansanganimarina, somolahotsy, tamborotsintsina, tongotaintaina, tsintsoapaiky, voamahombohitra, voarambitsahona
Hyptis spicigera : mafivehana, mampivena, tsangatsanganabihy
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/13