Teny iditra Iarivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy  Antananarivo [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nanohy ny fianarako teto Iarivo àry aho, rahefa nahatapitra ny kilasy rehetra tany ambany ravinkazo. [Andriamalala: Ranomasina, takila 20]
2Aza rotodrototra foana, fa mbola lavitra Iarivo. [Rajaonarivelo: Bina, takila 24]
Teny nalaina 

Teny iditra Iarivo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy jereo Razakandraina: Iarivo
Mpanoratra 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2017/10/19