|
|
|
|

Teny iditra1  Iboto
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] Iboto is a common name for small boys in some areas
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] dans certaines régions beaucoup de garçons s'appellent Iboto
Ohatra  5  [1.508#] Tsy nisy nijanona raha tsy Ikoto sy iboto mbola zazalahy kely.
6  [2.59#] Tamy ny 5 Adalo 1873, Alarobia, No tsy hita iboto, ary no tadiavina fa tsy hita, ka nafoy.
Singan-teny  7  boto
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny Iboto io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10