Teny iditra Iharanandriana (harana, andriana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [Ravelojaona 1937]
Famaritana anglisy a rocky mountain some miles to the south of the capital. [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Ny tendrombohitra masina roambinifolo
Teny nalaina 
Haianarantany harana, andriana
Sary 

2015/03/23