Teny iditra ihinano (hinana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ihinanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Efitra fanindronanay olona eto, hoy izy mantsy ahy, ka ihinano ny fanafodinao ary miandrasa eto mandra-piasany sy mandra-pahazoanao aina. [2.4]
2Toy ny mofo orja no ihinano azy [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31