|
|
|
|

Teny iditra1  ihinano
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ihinanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]
Ohatra  5  [2.4] Efitra fanindronanay olona eto, hoy izy mantsy ahy, ka ihinano ny fanafodinao ary miandrasa eto mandra-piasany sy mandra-pahazoanao aina.
6  [2.996] Toy ny mofo orja no ihinano azy
Fototeny  7  hinana

Fivaditsoratra  8  anohiny, hainoin, hainony, hanoiny, haoniny, hinoany, hionina, ihinano, nihaino

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16