|
|
|
|

Teny iditra1  Ikaky
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny
Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.]
5  [1.7] father (a respectful term) cf. dada, ray
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants
7  [1.8] père (terme respectueux); cf dada, ray
Ohatra  8  [2.528] Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky.
9  [2.285] Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny!
10  [2.606] ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka.
Voambolana  11  Teny fanajana
12  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  13  aba, ada, baba, dada, ray
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny Ikaky io

Fivaditsoratra  18  akiki, akiky, Ikaky, kaiky, kiaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02