Teny iditra | 1 ikala ratsy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy |
Ohatra |
4 [1.223#mg] Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory. |
Singan-teny | 5 Ikala, ratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |